Tanora TIM Antsirabe

> Vita ny fanavaozana ny birao mpitantana


  • Talata 18 Martsa 2014


Vita ny  alahady 16 martsa  teo ny fanavaozana ny birao mpitantana ny Tanora Tiako I Madagasikara Antsirabe ka lany ho filoha hitarika izany indray Atoa Randrianarison Olivier raha toa ka Atoa Didier Radert no nisahana izany teo aloha. Tsy nifanalavitra akory ny isam-bato nifidianan'ireo tanora azy roalahy ireto ka dia nifanaiky ny rehetra fa ho filoha mpanampy iry voalohany ihany izy. Nambaran'ny filoha vaovao fa mbola hitohy ny fanofanana ireo tanora amin'ny resaka Informatika sy ny tenim-pirenena toy izay efa natao teo aloha ary hisy ihany koa ny famoronana asa ho azy ireo izay hatao ezaka ary hitohy ny fanetsehana ireo fototra any anivon'ny Fokontany.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT