Politique

Suisse - Madagasikara Mamisavisa ny ho avy ny roa tonta


  • Talata 08 Septambra 2020

Nitsidika tamim-pomba fanajana ny minisitry ny Fitsarana teny Faravohitra omaly , ny Ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara,

 

ny fiombonan’ny nosy Komaoro, ary ny Repoblikan’ireo nosy Seisela. Nifantohan’ny fihaonana, ny fanamafisana orina ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta, izay efa nanomboka tamin’ny taona 1961. Araka izany, nisy jery todika amin` ny fiaraha-miasan` ny firenena roa tonta sy amin`ny zava-misy ankehitriny ary namisavisa ny fiaraha-miasa ho avy ny roa tonta.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT