Politique

Serge Zafimahova « Hisintonana lesona ny tantara »


  • Talata 22 Desambra 2020

Matoa misy ny fifandimbiasam-pahefana dia satria misy tsy fahombiazana ny

 

 

 fitantanana teo aloha, hoy ny filohan’ny vovonana politika Dinike, Serge Zafimahova. Raha ny zavatra efa hita fa tsy nety no averina satria mampety ny an’ny tena rehefa eo amin’ny fitondrana dia fahadisaona izany ary mila hahitsy maika. Tsy mahay maka lesona amin’ny tantara ve ny mpitondra mifandimby ? Ny tantara hisintonana lesona fa ny hoavy no tsy maintsy banjinina ary mila vina sy paikady voafehy sady mitombona izany. Ny vilany mitongilana mila arenina ary ny zavatra efa mety mila hamafisina na iza na iza ny tompon-kevitra tamin’izany, hoy hatrany izy naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT