Politique

Rodoben’ny mpanohitra Nanao jery todika ny 2020


  • Talata 12 Janoary 2021

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2021 tetsy amin'ny

 

 

 

Restaurant Tsiky Ambohijatovo omaly ireo mpikamban’ny birao nasionaly sy mpanolontsaina eo anivon’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara. Nanao jery todika mikasika ny RMDM tanatin'izay herin-taona nijoroana izay. Niaiky izahay, hoy ny mpanolontsaina, Mihari-Ni-Rencho fa mila havaozina ny lamina anaty ary atao mahitsy ny tanjona araka izay nifanarahana tany am-boalohany. Mila miray saina sy mifanaraka tsara ny mpikambana . Nilaina koa ny fifanomezan-tànana sy fifanajàna ary fanomezana hasina ny tsirairay tsy misy havahana ka hanjaka ny fifampiainoana mba ahatongavana amin’ny tanjona amin’ny maha mpanohitra ofisialy ara-panjakana ny RMDM izay voalazan'ny lalàm-panorenana, hoy hatrany ity solontena ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT