Politique

Rodoben’ny mpanohitra “Miandry fotoana ny zava-drehetra”


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Noana daholo izao ny olombelona any amin’ny faritra sy eto afovoan-tany, hoy ny

 

 

 

 

talen’ny serasera eo anivon’ny rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, Gaby Vakiniadiana, nitatitra ny fitsidiham-paritra nataon’izy ireo farany. Ny any atsimo kere. Ny eto 800 ariary ny kapoakam-bary. Tsy gaga ianao raha mahita olona avy any atsimo amin’izao fotoana izao miakatra aty Antananarivo hoe hitady asa. Tsy misy mpiraharaha ny fihariany. Tsy misy fandriampahalemana, sakafo ho anina, rano. Ny zava-nisy dia norebirebeny tamin’ny jiro maroloko isika fa ny harenan’ny Malagasy mivoaka. Any Afrika atsimo vao hita. Rehefa tsy hamoaka ilay tena trondro vaventy mahakasika iny raharaha iny moa ny fitondram-panjakana dia averinay hatrany fa hamoaka izany ny RMDM. Miandry fotoana ny zava-drehetra, hoy hatrany izy.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT