Politique

Raoera Chandoutis “Ampiharo ny fihavanana”


  • Talata 29 Septambra 2020

Mitaky ny hisian` ny fifanatonana eo amin`ny samy mpanao politika manoloana ny fandroritana politika amin` izao fotoana izao ny mpitarika ny firaisamonim-pirenena misahana ny zon` ny olombelona Mijoro Mampandroso Vahoaka, Rtoa Raoera Chandoutis.

 

 Miantso ny rehetra ny ho tokony hanajàna ny fifankatiavana sy ny fihavanana mialohan`ny fifidianana loholona i Madagasikara izy. “Tiako raha atao ambony ny fihavanana sy ny fifankatiavana amin` ny mpiaro ny zon` ny olombelona aho. Amin`ny mpahay lalàna ahy kosa dia mila mitandro ny tany tan-dalàna. Mila arahina izay lalana misy. Raha vao mifanohitra amin` ny fanjakana tany tan-dalàna dia tsy hahatoky intsony ny mpamatsy vola kanefa na tiana na tsy tiana tsy maintsy miara miasa amin` ireo isika. Raha tiana handroso dia ampiharina ny fihavanana”

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT