Politique

Rajoelina - Diaspora Malagasy Nodinihina niaraka ireo seha-pampandrosoana


  • Talata 04 Jona 2019

Ny lalana sy ireo fotodrafitrasa maro efa vitan`ny fitondram-panjakana arahina amin`ny lafiny tsy fandriampahalemana ary fampananan`asa ho an`ny tanora no

 

 

 nasongadin`ny filoha Rajoelina nandritra ny fihaonana tamin`ireo Malagasy mpila ravinahitra mipetraka any Parisy Frantsa ny sabotsy lasa teo. Novelabelarina ireo tetikasa maika eo amin`ny lafiny fandriampahalemana, fanatsarana ny sosialim-bahoaka, ny fitantanana raharaham-panjakana amin`ny ankapobeany, ny fampandrosoana ny indostria sy ny toekarena. teo ihany koa ireo fotodrafitrasa tena ilaina toy ny sekoly ny fahazoana rano fisotro madio ary ireo tetikasa fanajariana ireo tanàn-dehibe toy ny fananganana ny Tanamasoandro izay atomboka amin`ity taona ity. Fotoana nampitahana soso-kevitra sy nijerena miaraka ireo paikady hampandroso an`i Madagasikara izao, hoy ny Diaspora Malagasy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT