Politique

Radanoara Julien ‘’Anjarantsika no mitady lalam-barotra hafa”


  • Alakamisy 01 Jolay 2021

Efa mafy ny niatrehana ny valanaretina ary vao miha manampy trotraka izany ny zavamisy ny fanakanana ny fidiran’ny vokatra Malagasy any Frantsa toa ny fanafody vita amin’ny zavamaniry sy ny karazan-tsakafo sasany.

Rehefa tsy mandeha ny vokatra, dia tsy mampiaka-bokatra izany ny tantsaha ary tsy miditra ihany koa ny vola vahiny.Ho an’ny Pr Radanoara Julien dia tsy hipetraka fotsiny amin’izao ny Frantsay satria voakitikitika ny tombotsoany, niezaka nanapotika an’i Madagasikara tany Afrika izy, hy ity mpahay fifandraisana iraisam-pirenena ity.Mba tokony hitodika amin’ny firenena hafa fa isika tsy hiaritra eo ambany vahohon’ny Frantsay foana, hoy I radanoara Julien.Ny henan’omby sy tantely , mialohan’izao dia efa voasakana ary tsy tafiditra any eoropa ka anjarantsika eto Madagasikara no mitady lalam-barotra hafa, hoy izy fa tsy ho maty an-kazo tokana eto.
RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT