Politique

Mpifidy tsy navitrika Samy tompon’andraikitra isika, hoy ny CENI


  • Talata 28 Mey 2019

Ny 15 jona izao no hivoaka ny valim-pifidianana feno vonjimaika. Ny 01 jolay no hivoaka ny vokatra ofisialy. Hatramin’ny 1 jona no iandrasana ny tatitra.

 

 

 

Izay tsy tonga hatramin’ny 2 jona jona dia sokajiana ho toy ny tsy misy ny voka-pifidianana. Ao anatin’ny mangaraharaha no ambara fa hikirakirana ny vokatra, izay azon’ny kandida sy ny solontenany hatrehina, hoy ny avy amin’ny CENI. Ambany dia ambany ny taham-pandraisana anjara, izay endriky ny tsy fananan’ny olona fitokisana intsony amin’ny resaka fikarakarana sy fikirakirana ny voka-pifidianana. Midika io, fa tsy misy intsony ny faharesen-dahatry ny olom-pirenena handray andraikitra taorian’ny fifidianana filoha feno hosoka sy hala-bato, kanefa nambara fa mitombina sy azo raisina ny fitoriana. Nanambara ihany koa omaly i Fano Rakotondrazaka , mpampiakatenin’ny CENI, izay niaiky ny fihenan’ny tahan’ny fandraisan’anjaran’ny mpifidy fa tsy ampy ny fanabeazana ny olom-pirenena momba ny fiatrehana nyfifidianana sy ny maha-zava-dehibe izany ka samy manana ny andraikiny ao anatin’io avokoa ny fitondram-panjakana, ny CENI , ny antoko politika sy ireo fikambanana tsy miankina , hoy izy.

 

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT