Politique

Mpiasan’ny orinasa AAA “Mba honero tahaka ny AV7 izahay”


  • Alakamisy 01 Oktobra 2020

Fadiranovana izahay taorian’ny 2009 kanefa mba nanana ny fiainanay sy ny naha izy anay teo anivon’ny fiarahamonina. Nisy ny efa nodimandry noho ny alahelo, nihantra taminay ny fahoriana rehetra.

 

 

Tonga aty amin’ny CFM izahay hoe: mba ahoana ireo lasibatra tamin’ny fandrobana sy fandorana ary famotehana tamin’ny raharaha 2009. Ireo lasibatra tamin’ny raharaha 07 febroary 2009 (AV7) nahazo ka nahoana izahay no tsy mba mahazo? Hoy izy ireo. Tena sahirana izahay, ny mpiasan’ny Tiko tamin’ireny nisy lasa nanao mpibata entana,…. Aza asiana mizana tsindrian’ilay, hoy ireo mpiasan’ny Tiko. Nandritra ny fanolorana ny antontan-taratasy tamin’ny CFM moa no nilazan’ny Tale Jeneralin’ny Tiko Atoa Lanto Rabenatoandro, fa mba manantena ny hampidirana ao anatin’ny Lalàna mifehy ny Tetibolam-panjakana 2021 ny fanonerana io orinasa norobaina sy nodorana io izy ireo.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT