Politique

Miary Rasolofoarijaona “Aretin’ny mpanao politika ny te hanangana zava-baovao hatrany”


  • Alakamisy 05 Mey 2022

Nisy fotoana andriamatoa Andrianarivo Tantely, Praminisitra teo aloha, niteny hoe "Ny aretin'ny mpanao politika malagasy dia ny te hanangana zava-baovao hatrany ka tsy miheritreritra mihitsy ny hikojakoja izay efa eo.",

hoy ny sekretera jeneralin’ny Holafitry ny mpanao gazety teo aloha, Miary Rasolofoarijaona. Tamin'izany fotoana, hoy izy, dia somary nandalo fotsiny tamin'ny sofiko io teny io ka rehefa mahita ny ankehitriny aho dia mahatsiaro io teny io ary mahita fa tena aretina mila sitranina amin'ireo mpanao politika tokoa io. Jereo fa tena malaza ity hoe “tao anatin'ny 60 taona izao vao nisy ...”, “ity no ngeza indrindra aty Afrika..” sy ny maro hafa. Tena mety ho tsara kokoa ny fiarahamonina raha jerena tsara aloha ny fampandehanana ireo efa eo vao manangana vaovao. Ohatra ireo oniversite sy ireo hopitaly. Hevitra ihany ny ahy io. Saina vizaka dia sendra niodikodina, asa mety , hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT