nilaza ny minisiteran’ny fanabezam-pirenena omaly, fa ankoatra ireo epp manana efitrano miisa 12 ,
ceg ahitana efitrano 24, lisea manana efitrano 12 apetraka manerana ny nosy, misy koa ireo « blocs de 2 à 4 salles manarapenitra » atsangana manomboka amin’ity volana desambra 2020 ity. hisitraka izany ny distrikta sy ny faritra rehetra. indrindra fa ireo lavitry ny tanan-dehibe. ary ho atao isan-taona izany manomboka izao. ho zaraina eto amintsika ireo toerana ametrahana izany, ka ireo fokontany maro ao atsimo andrefana no ampahafantarina androany faha-21 desambra 2020 ity ary ho hita ao anatin'ny cisco sivy ao amin'ny dren Atsimo-andrefana izany , hoy ny fampafantarana: cisco Ampanihy: zap ejeda ii , fokontany Manakaravavy ; zap Androka, fokontany Androka; cisco Ankazoabo : zap Ankazoabo, fokontany Ankazoabo.; cisco benenitra : zap Benenitra, fokontany Benenitra ; cisco beroroha : zap itandrano , fokontany itandrano.; Cisco Betioky-sud : zap Vohemare , fokontany Vohemare ; Cisco Morombe : zap Ambahikily ,(efitrano 2) fokontany namatoa, .zap antanimeva : fokontany mangotroka; cisco sakaraha : zap miary-lamatihy (efitrano 2) fokontany miary-lamatihy, zap andranolava 2 fokontany Andranolava ; cisco Toliara i, zap mahavatse , fokontany mahavatse II, zap Anketa , fokontany anketraka,; cisco toliara ii : zap andranohinaly, fokontany Ankazontrano, zap Ankikiloaka fokontany Morafeno-Namaboha, hoy ny fampahafantarana. ary mba ahoana ireo sekoly efa tsisy tafo, loaka ny rindrina, tsy misy dabilo,… amin’izao fahavaratra izao? sao dia mba tokony hamboarina aloha ireny? toky r
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.