MAPAR

> Tsy matoky tena intsony


  • Alakamisy 27 Febroary 2014


Nidina an-dalambe nitondra vahoaka niala teo amin’ny Roxy Antaninarenina nihazo ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra ireo olomboafidy ao amin’ny GPS notronin’ny MAPAR omaly tolakandro. Araka ny filazan’izy ireo dia hanamafy ny tolotra anarana ho praiminisitra efa nataon’ny  MAPAR tamin’ny alatsinainy no anton-dia teny, izany hoe nanolotra ny anaran’i Haja Resampa. Tsy fahatokisan-tena avy hatrany no fahitan’ny mpanara-baovao ny fihetsik’ireto olomboafidy ireo. Raha resy lahatra izy ireo fa manana ny maro an’isa ao amin’ny Antenimieram-pirenena, tsy nisy antony niverenana teny Ambohitsorohitra niaraka tamin’ny samboady satria raha ny fahitana azy ireo teny, dia vitsy lavitra noho ny avy amin’ny vovonan’ny maro an’isa miaraka amin’ny filoham-pirenena izay nanao rodobe teny Ambohitsorohitra ny talata, nanatitra taratasy manolotra an’i Dr Jules Etienne ho praiminisitra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT