Politique

Manandafy Rakotonirina Tonga ilay fotoana hampandresy ny tena demokrasia


  • Talata 16 Aogositra 2011


 Manomboka sahy mijoro ny mpitsara malagasy noho ny fihetsiky ny vahoaka ary ny fanaovana demokrasia no mitaky ny fijoroana, hoy ny filohan’ny antoko MFM sady mpikambana feno ao amin’ny ankolafy Ravalomanana, Atoa Manandafy Rakotonirina, tamin’ny sabotsy tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka. Niarahaba manokana an-dry Ralitera Andrianandraina izy ary nilaza fa : “matoa ireo tafavoaka, mafy ny tsindry ary manao ny azy ny Vondrona Iraisam-pirenena”. Misikina isika fa hitsena an-dRavalomanana sy Ratsiraka, hoy izy, “tonga ilay fotoana hialan’i Madagasikara amin’ny fahantrana ary hampandresy ny tena demokrasia”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

Hijery ny tohiny
FTT