Politique

Mahery Lanto Manandafy “Inona no mba napetrak’ity fitondrana ity?”


  • Alarobia 27 Aprily 2022

Tena mandinika ny lova navelan'ireo filoha taloha aho, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy.

Ravalomanana izao nametraka lalana, fizahantany niroborobo, ny mpamatsy vola goavana amin’ny resaka fitrandrahana harena an-kibon’ny tany sy ny hetra be dia be, tahirina devizy mihoatran’ny 1 miliara dolara, dingana natao mikasika ny FER XI, 11 miliara dolara mbola nampiasaina tamin’ny tetezamita. Rajaonarimampianina izao nametraka PSE, nametraka tetezamitan’ny angovo na “transition energetique” ho an’ny 10 taona hoavy, Nametraka tahiry 300 miliara ariary tao amin’ny CNAPS ihany koa, hoy hatrany ny tenany. Inona kosa no napetrak’ity fitondrana ity, hoy ny fanontaniany?
J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT