Nentanim-po ny governoran' ny faritra Anôsy nilaza fa ny karamany mandritra
ny iray volana dia natokany hikarakarana ny vahoaka any an-toerana noho ny coronavirus. Rehefa natao ny kajy dia nahatratra 3.400.000 ariary na 17000.000 fmg izany.
Rabeso
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.