Politique

Joseph Yoland “Tsy amelanay raha tsy azo ireo nosy Malagasy”


  • Alakamisy 31 Desambra 2020

Efa ela izahay no nihetsika momba ireo nosy Malagasy ary norarahana baomba

 

 

mandatsa-dranomaso teo Ambohijatovo, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha ao Nosy be, Joseph Yoland. Tsy amelanay anefa raha tsy azo ireo nosy ireo. Antsika io araka ny fanapahan-kevitry ny firenena mikambana sy ny lalana iraisampirenena. Vita iny ny tolo-dalana nivoaka tao amin’ny antenimierandoholona. Lasa any amin’ny governemanta izao ilay izy dia andeha any amin’ny antenimieram-pirenena. Hivoaka avy ao ilay lalana ary tsy maintsy hampiharina. Ny faniriana dia ny hivoahan’izay lalana manambara izay fa nosintsika Malagasy ireo, hoy hatrany ny tenany.

 J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT