Politique

Jeneraly Désiré Ramakavelo “Mila manapa-kevitra haingana ny Filoha”


  • Alakamisy 15 Jolay 2021

“Miteraka olana amin’ny fitantanan’ny filoha ny firenena ny fananany maro an’isa. Misy ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny mpanao lalàna sy ny mpanatanteraka,

 kanefa ry zareo ihany anie no maro an’isa ao e!”, hoy ny Jeneraly Désiré Ramakavelo tao amin’ny fahitalavitra Real TV Madagascar omaly. Samy miaraka amin’ny fitondrana, manahirana io zavatra io satria rehefa misy amin’izay ny tsy mety dia sarotra ilay hoe : iza no esorina? Izay no lafy ratsin’ilay hoe anao daholo ny maro an’isa atsy sy aroa, hoy izy. Lasa toa misy fanerana an-kolaka ny filoham-pirenena ilay zava-misy, ary ireo olona ireo dia samy manasoaso ny Filoham-pirenena. Mety hitera-doza ho an’ny firenena io tsy fifankazahoana sy sorisory io raha tsy ahitam-bahaolana haingana. Ny filoham-pirenena irery ihany no afaka mamaha olana, ary manahirana raha tsy manapa-kevitra haingana izy, hoy ity manamboninahitra misotro ronono sady mpandinika raharaham-pirenena ity.

Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT