Politique

IEM an-dRajoelina « Tokony ho efa PEM ! »


  • Alatsinainy 08 Jolay 2019

Izaho Pastora Tovombe Tsangandray Leon de l’Or lany depiote tao Midongy atsimo dia nahatsapa tokoa ny hafatry ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana,

 Jean Eric Rakotoarisoa, hoy ity solombavambahoaka ity, raha naneho ny heviny mikasika ny hafatry ny filohan’ny HCC ny amin’ny tokony hananan’izy ireo fanetren-tena. Na ny fomba namakian’ny tao amin’ny CENI azy aza rehefa tonga eo amin’ilay taham-pahavitrihana ambany dia asian’izy ireo tsindrimpeo mba hahatsiarovan’ny olona tena. Nanampy ny tao amin’ny HCC. 62,75% no taham-pahavitrihana tany aminay fa ny taty Antananarivo dia 17 sy 20% ary nampitolagaga. Misy fiantraikany amin’ny fiainam-pirenena io zava-misy io. Ny hafatry ny filohan’ny HCC mikasika ny hoe tokony hanetry tena hanentana ny vahoaka ny depiote dia voaray ka hotanterahana. Tamin’ny fotoanan’ny propagandy angamba, hoy izy, no nananganana ny IEM na “Initiative pour l’émergence de Madagascar” fa izaho te hampirisika ny filoham-pirenena hoe efa tsy tokony ho finiavana intsony io fa praogramam-panjakana na PEM.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT