Politique

Iavoloha Nibolisatra i CamilleVital !


  • Alatsinainy 17 Janoary 2011


Nibolisatra ny fomba fitenin’ny praiministra Camille Vital ny zoma lasa teo, teny Iavoloha, raha niresaka tamin’ny mpanao gazety izy, ary dia nilaza fa tsy fanapahan-kevitr’olon-tokana intsony amin’izay ny governemantan’ny firaisam-pirenena izay hitsangana atsy ho atsy.

Izay tokoa angamba ilay hoe nokibokiboin’ny marina ka nilaza ny tsy nanontaniana, fa dia niaiky ampahibemaso izany ny jeneraly Camille Vital tamin’ny alalan’io fehezanteny nibolisatra io fa tena fanapahan-kevitr’ankolafy tokana avokoa no nisy teto hatramin’izay, ary ny rafitra hitsangana manaraka eo no tena hahitana taratra ny fiaraha-mitantana. Hoy indrindra izy hoe :  «tsy unilatéral intsony ny fanapahan-kevitra amin’ny manaraka eo fa dia samy malalaka amin’ny fanehoan-keviny ny rehetra … ».

 
Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT