Politique

Hetsika Nosy Malagasy “Miteniteny foana ny loholona”


  • Zoma 05 Martsa 2021

Tsy nangina ny hetsika Nosy Malagasy, hoy ny isan’ireo mpitarika izany, Arlette Ramaroson, omaly.

 

 

Toy ny tsy azon’ilay loholona vaovao ny tiana hatongavana hany ka miteniteny foana iny rangahy iny, hoy izy. Ny takiana dia ny hoe tsy hisy idiran’ny Frantsay io nefa ilay loholona mbola miteny hoe mbola hiara-kiasa amin’ny frantsay. Soa fa hisy fikaonan-doha hiarahan’ny manampahaizana rehetra miaraka amin’ny fanjakana ato ho ato momba azy io. Ho avy ireo profesora eny amin’ny oniversite sy ireo akademisianina hiara-kandinika aminay ny momba io resaka nosy Malagasy io. Ny tapataky ny volana aprily any no heritreretina hanatontosana izany. Tadidio fa efa nanome tolo-kevitra izahay hoe miverina amintsika ny nosy ary anarana Malagasy no isalorany kanefa tonga indray ny loholona vaovao dia tsy hainay hoe lalana inona no namoahany hoe lavina ny nataon’ny loholona teo aloha. Aiza izany ny fitohizan’asam-panjakana, hoy hatrany ny hetsika nosy Malagasy ?

 J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT