Politique

HETSIKA FANAVOTAM-PIRENENA « Miala ny filoha Andry Rajoelina »


  • Zoma 27 Aogositra 2021

Maty tanteraka ny demokrasia eto amintsika, hataon’ny sasany tantely afa-drakotra ny harem-pirenena, tsy misy azo antenaina intsony ny firenentsika.

 Io no nambaran’ny Hetsika fanavotam-pirenena notarihin’Atoa Paul Mpody tetsy amin’ny Mon gouter Andrefanambohijanahary omaly. Zavatra maro loha no noresahiny taorian’ny fivoriana notanterahiny tany Antsirabe ka nahatonga azy mbola nanamafy omaly fa mety sy tsara amin’ny filoha Andry Rajoelina ny miala rehefa tsy hitany izay vahaolana hitondrana ny firenena. Nasiany resaka manokana moa ny tsy fandriampahalemana miseho lany etsy sy eroa izay tsy ahitan’ny fitondram-panjakana vahaolana. Ny misambotra olona no hain’ny mpitandro ny filaminana eto amintsika, hoy izy, fa tsy ny hiaro ny vahoaka sy ny fananany.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT