Politique

Governanta Ntsay Vonona hanohy ny ezaka


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Miroso hatrany miaraka amin`ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny governemanta izay

 

tarihan` ny praiminisitra Ntsay Christian miatrika ireo fanamby amin`ny taona 2021 na teo aza ny krizy ara-pahasalamana ny taona 2020. Manaiky hanaraka ny toromarika sy fanitsiana ary soso-kevitra rehetra ataon` ny filoha Rajoelina ary hanatsara ny fomba fiasa izy ireo. Vonona ary manome toky fa hiara hiasa amin` ny filoha amin`ireo asa miandry amin`ity taona ity. Manentana ny mpikambana eo anivon`ny governemanta kosa ny praiministra Ntsay mba hampanjaka ny fahamarinana ihany koa. Namafisiny fa vonona hanohy ny ezaka sy hampiseho fahaiza manao ny rehetra, amin`izay asa iampandraiketan`ny filoha azy ireo. Notsindrin` ny praiministra Ntsay manokana ny fafohizan-tena sy ny fanohanana govana nataon` ny vadin`ny filoha, Mialy Rajoelina, tamin`ireo asa nataony eo amin`ny lafiny ara-tsosialy toy ny ady amin` ny kere, sns… Nankasitraka sy nitondra firarian-tsoa ho an` ny Filoham-pirenena mivady moa ny mpikambana eo anivon` ny governemanta omaly tetsy Iavoloha.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT