Politique

Fiverenan’ny TIM sy HVM « Famerenana ny hasin’ny fanaovana politika»


  • Zoma 28 Febroary 2020

Tsy mbola haintsika Malagasy loatra ny mampihatra ny atao hoe demokrasia sy repoblika izay navelan’ny fanjanahantany eto Madagasikara,

 

 hany, ka misy ny savoritaka eto amin’ny firenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Aba omaly. Tsy misy afa-tsy politika no mampivoatra ny firenena. ny fihetsehan’ireo antoko ankehitriny, hoy ny filoha mpanorina ity antoko ity, Dany Rakotoson, raha naneho ny heviny mikasika ny ataon’ny antoko TIM sy HVM nanomboka ny alatsinainy teo, dia famerenana ny hasin’ny antoko politika eto Madagasikara. Hitako mbola fahavoazan’ny filoham-pirenena ankehitriny ary antony nakany tekinisianina dia ny tsy fisian’izay ideolojian’antoko izay, hoy izy. Tokony atao mazava tsara hoe firehana sosialy sa liberaly, izany hoe mifantoka amin’ny foto-drafitrasa, sa resaka tontolo iainana? Arak’ireo firehana ireo no hamahan’ireo minisitra ny olon’ny firenena amin’ny maha politisianina azy fa rehefa tekinisianina no eo dia manatanteraka baiko fotsiny, hoy hatrany ity mpanao politika ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT