Politique

Fitsinjarana ny faritra ho 23 Nihaona tamin’ireo Ampanjaka ny Filoha


  • Talata 08 Septambra 2020

Nihaona tamin’ireo Ampanjaka voafidy tao amin’ny faritr’i Vatovavy Fitovinany omaly ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina. Maro ny lahadinika nifanaovana saingy ny niompanana indrindra kosa dia ny mikasika ny resaka fitsinjaram-paritra 22 ho lasa 23, raha fampitam-baovao.

 

 

 

Tolo-kevitra isan’ny nivoaka tao anatin’izany ny fametrahana ireo distrika miisa 3 ao avaratr’i Vatovavy Fitovinany ho lasa handrafitra ny faritra Vatovavy irery. Ny distrika ambiny ao atsimo kosa, mazava ho azy, no handrafitra an’i Fitovinany. Ny filoham-pirenena moa, tetsy ankilany dia nanipika fa miankina amin’ny tombontsoan’ny maro an’isa ny filaharan’ireo fanapahan-kevitra tokony hivoaka momba izay fitsinjaram-paritra izay.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT