Politique

Fitsapan-kevi-bahoaka Hamoaka vokatra feno ny CENI


  • Alatsinainy 29 Novambra 2010


Rahampitso talata 30 novambra tolakandro no fantatra fa hamoahan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana ny vokatra feno, tsy ofisialy, mikasika ny fitsapan-kevi-bahoaka natao ny alarobia 17 novambra lasa iny. Roa ambin’ny folo andro taorian’ny nahavitan’ny latsa-bato no hamantarana na hanombanana no marimarina kokoa ny vokatra sy ny salan’isa azon’ny ENY sy ny TSIA nandritra iny fifidianana nisantarana ny fampiasana ny bileta tokana teto Madagasikara iny. Ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana moa, araka ny voatondron’ny lalàna, no mamoaka ny vokatra ofisialy. Araka ny nitaterana ny nambaran’ny KMF/CNOE, mpanara-maso ny fifidianana, ny COSC-D vondrona fiarahamonina sivily, dia iny fifidianana iny no fifidianana ratsy indrindra tato anatin’ny 20 taona. 

Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT