Politique

Filohan’ny Antenimierandoholona Nanadio torapasika tany Nosy be


  • Talata 15 Jona 2021

Somary nampametra-panontaniana ny maro ihany ny nahita ny sarin’ny filohan’ny antenimierandoholona, Herimananana Razafimahefa,

 

 izay niparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera omaly satria dia any Nosy be ny tenany no hita ho seriny dia seriny amin’ny asa fanadiovana tanàna miaraka amin’ireo tomponandraiki-panjakana ao. Maha seriny azy hatramin’ny fanadiovana torapasika. Tsy mivory angaha moa izao ny eny amin’ny lapa maitso eny ? Efa ho sokafana hidiran’ireo mpizahantany vahiny angaha ny sisintany ? Sa isan’ireo miezaka milalao sary ho fanomanana ny 2023 ihany koa ity lehilahy faharoa eto amin’ny firenena ity .Marina fa hoe mpiahy ny vondrom-bahoakam-paritra ny Antenimierandoholona fa na izany aza nahazendana ihany ity tranga iray ity ; sa izay ve ilay hoe mba miala kely amin’ny mahazatra ?

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT