Politique

Filankevitra Monisipaly Hasiam-panovàna ny sata mihefy azy


  • Talata 02 Febroary 2021

Noraisin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, omaly

 

 

tetsy amin’ny Anosikely ny solontenan’ny Fikambanan’ireo Filohan’ny Filankevitra Monisipalin’ireo tanan-dehibe manerana an’i Madagasikara (Antsiranana, Mahajanga, Antananarivo, Fianarantsoa, Taolagnaro, Nosy Be, Sainte Marie). Tanjona ny hijerena manokana ny sata mahakasika ny Filankevitra Monisipaly manerana ny Nosy mba ho fampandrosoana an’i Madagasikara. Nitondra soso-kevitra ho fanovàna lalàna ihany koa ity fikambanana ity. Raha tsiahivina, hanatsara ny fifandraisana amin`ireo vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, indrindra amin`ireo ben`ny tanàna sy ny mpanolotsain` ny tanàna, ny fanamby napetrakin` ireo loholona vaovao satria mihay mivantana ny kaominina eo anivon` ny Antenimierandoholona.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT