Politique

Fikaonandoham-pirenena Ny ao anaty fitondrana sisa andrasana


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022

azo lazaina ho fahombiazana ny dinik’asa iombonana na “concertation nationale préliminaire”, izany hoe azo lazaina koa hoe fikaonan-doham-pirenena savaranonando,

nanaovan’ny teo anivon’ny mpanohitra izao fitondrana izao antsoavo ka notontosaina tetsy Behoririka ny sabotsy teo. Hipoka ny trano fivoriana. Tsikaritra teny an-toerana avokoa ny herivelona politika maro misy eto amin’ny firenena izay tsy voatery ho mpanohitra izao fitondrana izao ihany fa na ireo mijoro ho hery afovoany toy ny antoko politika Fiombonana sy ny Vovonana politika Lay ‘FAR koa aza. Ity farany izany nilaza ny mbola fahavononany hanohana ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, hatrany saingy mijoro amin’ny maha hery afovoany azy kosa. Ny ao anaty fitondrana sisa, araka izany, no andrasana hamaly ny antso mikasika izay resaka fikaonan-doham-pirenena izay, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.
J. Mirija
Legende: Ny filoha nasionalin’ny ‘Lay FAR, Georges Rafanomezantsoa, tazana teny an-toerana

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT