Politique

Fikambanan’ny ben’ny tanana Frankofonina Nanolotra arotava miisa 10.000 tao Toamasina


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

Arotava fanasa miisa 10.000 no natolotry ny AIMF na ny fikambanana iraisam-pirenen’ireo ben’ny tanana amin’ny firenena miteny frantsay ho an’ny kaominin’I Toamasina omaly.


Manaraka ny fenitry ny AFNOR na ny fikambanana iraisam-pirenena manara-maso izany ireto fanampiana ireto, raha ny fanazavana. Isan’ny mpikamban’ny AIMF moa ny ben’ny tanana ao an-toerana. Mazava ho azy, ho fanampiana amin’ny ady amin’ny aretina COVID 19 ao an-toerana no anton’izao fanampiana izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT