Politique

Fifidianana solombavambahoaka Nahazo ny maro an’isa tsy azo hozongozonina ny IRD


  • Zoma 07 Jona 2019

Manodidina ny 30% ny salam-pahavitrihan’ny mpifidy tamin’ny fifidianana solombavambahoaka notanterahina ny 27 mey lasa teo. Araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny Radiom-pirenena Malagasy

 

 

 

(RNM) omaly, ny vondrona IRD nahatafiditra solombavambahoaka 84, ny Tsy miankina nahazo toerana 51 ary ny antoko TIM kosa nahazo seza 16. Mazava eto izany fa nahazo ny maro an’isa ireo depiote manohana ny fitondrana ka mivondrona ao anatin’ny IRD. Na mbola hitambatra aza ny tsy miankina sy ny TIM izay mitotaly 67 ( 51 + 16) dia tsy haharesy IRD rehefa raikitra ny tsangan-tanana. Hita ho nihena kosa ny toerana azon’ny TIM izay 16 fotsiny raha oharina tamin’ny taom-piasana teo aloha. Ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana irery ihany anefa no tompon’ny teny farany ary hamoaka ny voka-pifidianana ofisialy.

Nangonin’i RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT