Politique

Felix Randriamandimbisoa Nisafidy tsy hanao politika aloha


  • Zoma 12 Jona 2020

Na dia voatendry ho mpanolontsain’ny tanànan’Antananarivo aza ankehitriny ny depiote teo aloha, Felix Randriamandimbisoa dia nilaza ny tenany fa nisafidy ny tsy hanao na hierika politika aloha hatreto.

 

 

 

Nampatsiahy ny tenany fa tao amin’ny antoko Tiako I Madagasikara no nanao izany farany. Niaraka akaiky tamin’ny filoha Marc Ravalomanana. Nijanona kely aho amin’ny resaka politika satria tsy fantatro, tsy nety taminy angamba ny zavatra nataoko. Nipetraka kely aho ary tsy mieritreritra ny hanao politika intsony ato ho ato, hoy hatrany izy.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT