Politique

Fanonganana ny mpikambana ao amin'ny birao maharitra Fanakorontanana fotsiny hoy ireo depiote


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Naneho ny heviny ny solombavambahoakan'i Sambava mivondrona ao amin'ny GPR fa mbola mahavita ny asany ny Birao maharitra.

 

 

 

Ny solombavambahoaka rehetra no nifidy azy ireo, hoy izy. Notsiahiviny fa Christine Razanamahasoa no vehivavy voalohany nitantana andrimpanjakana raha teto madagasikara. Ny fifidianana ny filohan'ny Antenimieram-pirenena no fifidianana filohan'ny andrimpanjakana voalohany nahazo vato 100%. Resaka anjorombala izany fikasana hanongana izany. Fa naneho ny heviny ihany koa ny solombavambahoakan’Ambatondrazaka Fidèle Razara Pierre. Nambarany fa fanakorontanana no tanjona raha misy mikasa hanao izany. Ny filoha Christine Razanamahasoa no efa nifanarahan'ny depiote rehetra, hoy izy, ary lany tamin'ny fomba nilamina.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT