Fanolorana ny anaran’ny praiminisitra

> Nanome «Ultimatum» ny Prezidansa


  • Talata 25 Febroary 2014


Manome fe-potoana ny vondrona politika maro an’isa ao amin’ny Antenimieram-pirenena hatramin’ny rahampitso alarobia amin’ny 4 ora hariva mba hanolotra ny anaran’ny olona kasaina hotendrena ho praiminisitra ny fiadidiana ny Repoblika, araka ny fanambarana ofisialy nivoaka omaly tolakandro. Izany no natao, dia mba ho fitandroana ny tombontsoa ambonin’ny firenena sy ho fampiharana ilay andininy faha-54 ao amin’ny lalàmpanorenana. Raha ity fanambarana ity no heverina dia azo ambara fa nifoha tamin’ny torimasony ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy ny mpiara-miasa akaiky aminy ao an-dapa ao ka nampaneno ny lakolosy fanairana amin’izay fa tena ela loatra ity fanendrena praiminisitra ity kanefa ny fiainam-pirenena tsy afaka miandry izany.

 

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT