Fanjifana sy famatsiana

> Angatahan’ny RNDC hamoronana minisitera manokana


  • Zoma 21 Febroary 2014


Tazana teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny filohan’ny tambajotra mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC, Atoa Rabetsara Lita sy ny namany, ny alarobia lasa teo, nanatitra ny anjaran’ity andrim-panjakana ity ny amin’ilay bokikely mitondra ny lohateny hoe : “Note de présentation pour la mise en place du ministère de la consomation et du ravitaillement” rehefa avy nanatitra izany koa talohan’izay ny anjaran’ny eny anivon’ny prezidansa. Sisa haterina aorian’ny fitsanganan’ny governemanta, hoy ny fanazavana, ny anjaran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT