Politique

Fandaminana ny fifidianana « Asa no ilaina fa tsy kabary »


  • Talata 26 Jolay 2022

Taorian’ny fanambaran’ny filohan’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) farany teo, hoy ny praiminisitra lefitra teo aloha, Zaza Ramandimbiarison,

dia hoy aho hoe adidin’ny filohan’ny CENI sy ireo mpiara-miasa aminy ny manome antoka ny olompirenena rehetra hatramin’ireo mpifanandrina politika ireo antoka ara-pitsarana tsotra ahafahan’izy ireo manefa ny zony hifidy. Tokony ho tsotra, mazava, mangarahara, haingana izany dingana izany, hoy izy. Tokony hampiseho ny CENI fa manana fomba hahafahana manery ny governemanta, indrindra, izay misahana ny fifidianana mba handray fepetra hentitra raha toa ka misy herisetra ara-pifidianana. Ny asa no ilaina fa tsy kabary, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT