Politique

Fahatsiarovana ny 13 mey 1972 Ho avoitra ny fitiavan-tanindrazana


  • Talata 10 Mey 2022

Mandritry ny 2 andro dia ny 12 sy 13 mey izao no hanamarihana ny faha 50 taonan’ny nisian’ny hetsiky ny 13 mey 1972 eny amin’ny oniversiten’Antananarivo amin’ity taona ity.

Sambany no hisy toa azy io, hoy ny fanazavan’ireo mpikarakara izay ahitana ny oniversiten’Antananarivo eny Ankatso, ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung ary ny kaominin’Antananarivo renivohitra. Ankoatran’ny fampirantiana sy velan-kevitra samihafa dia nampandraisana anjara ihany koa ireo mpianatra eny amin’ireo liseam-panjakana maro eto Antananarivo. Misy noho izany ny fifaninana handraisan’izy ireo anjara entina hanehoana an-tsary ny zava-niseho tamin’izany fotoana izany, raha ny fanazavana voaray teny amin’ny Trano kintan’Ankatso omaly hatrany.
J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT