Politique

Faha-59 taona niverenan’ny fahaleovantena Hiavaka ny fankalazana


  • Zoma 07 Jona 2019

Nampahafantarin’ireo Vaomieran’ny “Civisme” omaly tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina ny fizotry ny fankalazana ny fetim-pirenena amin’ity faha-59 taona niverenan’ny fahaleovantena ity.

 

 

 

 Nanambara izy ireo fa tsy ho fahazarana fotsiny tahaka ny isan-taona no hiseho fa tena haseho amin’ny firenena manerana izao tontolo izao mihitsy ny fiandrianan’i Madagasikara. Nireharehana mihitsy aza ny ho fahatongavan’ny filoha Roandey Paul Kagame sy ireo solontena avy amin’ny firenena any ivelany. Nilaza ihany koa ry zareo teo amin’ity Vaomiera ity fa alentika an-tsain’ny Malagasy dieny izao amin’izay ny momba ny sainam-pirenena sy ny hiram-pirenena mba hamerenana tanteraka ny hasim-pirenena.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT