Politique

Eliace Ralaiarimanana “Aza manao politika raha mbola lian’ady”


  • Alakamisy 04 Aogositra 2022

Ny fanaovana politika amin'ny fo madio sy saina tony no mampandroso, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Ny fanaovana politika larolaroam-paharatsiana kosa mampihemotra sy manimba, hoy izy. Aza manao politika raha mbola lian'ady sy manana toetra hipoky ny fankahalàna. Ny ady izany tsy voninahitra. Ny vahaolana hanalefahana ny vidim-piainana no andrasan’ny malagasy ankehitriny fa tsy io adilahy politikanareo io. Mivavaha ho an'izay manao ratsy anareo fa an'i Jehovah ny famaliana rehetra! Tsy voatery hifamaly na hiady vao hisongadina fa ny tsara miavaka eny ihany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT