Politique

Didy hitsivolana nosoniavin’ny Filoha Mifanenjana ny samy andrimpanjakana


  • Alarobia 11 Martsa 2020

Tsy nankatoavin’ny teto anivon’ny Antenimierandoholona ny Volavolan-dalàna laharana faha 002/2020 tamin’ny 26 febroary 2020 izay ahitana ireo didy hitsivolàna :

 laharana faha 2019-001 tamin’ny 10 mey 2019 mikasika ny « patrimoine routier », ny laharana faha 2019-007 tamin’ny 06 jona 2019 mikasika ireo fanomezana mariboninahitra( ordre National Malagasy) ary ny laharana faha 2019-015 tamin’ny 15 jolay 2019 mikasika ny famoriana ireo harena azo tamin’ny tsy ara-dalàna sy tsy ara-drariny (recouvrement des avoirs illicites). Naharitra ora dimy ny fandinihan’izy ireo izany volavolan-dalàna izany omaly talata.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT