Politique

CT Rakotoarisoa Léonard "Fitoniana politika aloha vao fifidianana"


  • Zoma 30 Novambra 2012

Tsy hisy fifidianana ho vanona izany eto raha tsy misy aloha ny fitoniana politika, hoy ny CT Rakotoarisoa Léonard.

 Ny fitoniana politika dia midika ho fiverenan'ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ary ny fahafahany mirotsaka ho kandida izay ny Vahoaka malagasy no mitaky izany. Mandringa raha toa ka ny fiomanana ara-teknika ihany toy ny fanamboarana lisi-pifidianana no hatao ankehitriny fa tsy misaraka amin'izany ihany koa ny fanomanana ara-politika koa anisan'izany ny fametrahana fitoniana eo amin'ny habaky ny politika zary lasa "Polifika", hoy ny be vazivazy. Variana amin'ny fisehoana ivelany hanomanana ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana ity fitondrana tetezamita(tra) ity, hoy ihany ny CT Rakotoarisoa Léonard, hany ka manadino tanteraka ny fahantrana efa mby an-koditra eo amin'ny Malagasy. Io kosa no fahitan'ny lehilahy ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny.

Lalasoa R.       

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT