Politique

Berija Ravelomanantsoa Andrasana anio ny didim-pitsarana


  • Zoma 11 Jona 2021

Taorian’ny fiemorana farany teo dia andrasana amin’ity anio 11 jona 2021 ity indray etsy amin’ny lapan’ny fitsarana etsy Anosy

 

 

 ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha Berija Ravelomanantsoa. Tsiahivina fa ny 30 septambra 2020 teo no nivoahan’ny didim-pitsarana mampiditra am-ponja azy, sazy mihatra, mandritry ny 44 volana na 4 taona latsaka 4 volana ary isan’ny antony ny resaka fanohitohinana fiandrianam-pirenena na “atteinte a la sureté de l’Etat”. Tsy nipetra-potsiny nanoloana izany ny fianakaviany sy ny mpisolovava azy ary ireo fikambanana tarihiny dia ny Tafaray sy Soluma fa niezaka nampiakatra hatrany ny raharaha. Ny alarobia teo moa no nankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany tany am-ponja ity dokotera mpitsabo mpikambana eo anivon’ny tanoran’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT