Politique

Antoko Monima Nampionona ny vahoaka ao Burundais


  • Alatsinainy 15 Jona 2020

Nandefa taratasy fampiononana ny governemantan’i Burundi sy ny vahoakan’i Burundi ihany koa ny antoko Politika Malagasy Monina izay tarihin’ny filohany, Monja Roindefo Zafitsimivalo, ny 11 jona teo.

 

 

 

 

 

 Raha tsiahivina dia maty tampoka ny herinandro lasa teo ny filoham-pirenena farany tao Burundi, Pierre Kuruntiza. Ankoatr’izay moa dia nampiononin’izy ireo ihany koa ny antoko politika izay misy ity filoham-pirenena namoy ny ainy teo am-pamaranana asa nialohan’ny hamindrany fahefana ity dia ny antoko CNDD – FDD izany. Tamin’ny anaran’ny antoko Monima sy ny filohany moa ity fanambarana ity.

J.Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT