Politique

Antenimieram-pirenena Hiroso amin`ny fanatsaràna ny fomba fiasa


  • Alarobia 21 Oktobra 2020

Namolavola ny « plan strategique de l` Assemblée Nationale de Madagascar» ny teo anivon` ny birao maharitry ny Antenimeiram-pirenena izay ahitàna ireo tetikasa maro hahafahana manatratra ireo tanjona efa napetraka amin`ny fanaovana lalàna.

 

 

Izany dia efa naparitaka any amin`ny fahefana mpanatanteraka, mpamatsy vola ary any amin`ireo masoivoho vahiny, hoy Christine Razanamahasoa, filohan`ny Antenimieram-pirenena.Tanjona dia mba hahafahana mitsitsy ny fitaovana eo anivon` ity andrim-panjakana ity sy manafaingana ny fomba fiasa amin`ny rafitra samihafa. « Antenimieram-pirenena matanjaka, demokratika ary akaiky amin`ny vahoaka» no tanjona lehibe amin`izany. Resaka fanatsaràna andrim-panjakana izay hatrany dia nanao pi-maso ho an`ny minisitry ny toekarena sy ny vola i Chrsitine Razanamahasoa amin` ny fanohizana sy famatsiana ara-bola ny fanamboarana ilay trano lehibe rihana efatra eo anivon` ny Antenimieram-pirenena.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT