Politique

Antenimieram-pirenena Fidiana anio ny solon’i Thierry Rakotonarivo CENI


  • Talata 30 Jona 2020

Tafiditra ao anatin’ny lahadiniky ny Antenimieram-pirenena amin’izao fivoriana ara-potoana izao ny fifidianana izay hisolo ny toerana banga ao amin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).

 

 

 

Raha tsiahivina dia niisa15 ireo kandidà nametraka ny antontan-taratasy ho hofidiana ka 11 noraisina. Teknisianina sy administratera sivily no betsaka amin` izy ireo. Kandida roa no malaza fa tsara toerana amin’ity fifidianana ity hatreto dia Atoa Benaivo Andrianaly Narcisse Lehiben’ny faritra SAVA teo aloha sy Atoa Rajaonarison Charlie Hyacynthe, Lehiben’ny distrikan’Andilamena sy Vatomandry teo aloha, ary efa Lehiben’ny CIM (Centre d'Immatriculation) teto Antananarivo. Omaly moa dia nandalo “pré-évaluation” teo anivon` ny Antenimieram-pirenena izy ireto kandidà 11 ireto mialoha ny fifidianana izay hotanterahina androany. Marihana fa noho ny fangatahan’ny Vondrona Parlemantera IRD sy GPR no nanemorana izany fifidianana izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT