Politique

Andry Rajoelina Ho any New York - Etazonia


  • Alakamisy 25 Aogositra 2022

Nisy ireo fampitana am-bava izay nankatoavina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra notanterahina omaly 24 aogositra 2022.

Isan’izany ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fikarakarana fanoratam-pahaterahana faobe ho an’ireo olompirenena tsy afaka nisitraka izany tany am-pahaterahana na “enregistrement rétroactif des naissances” sy ny fanomezana karam-panondrom-pirenena ho an’ireo feno taona. Eo koa ny fanasana ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara, Andry Rajoelina, handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony momba ny fanavaozana sy fampivoarana ny fanabeazana amin’ny ankapobeny manerana izao tontolo izao. Hatao any New York, Etazonia, ny 16, 17 ary 19 septambra 2022 izao moa izany, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT