Andry Rajoelina

> 17 no tarehimarika tiany ?


  • Alatsinainy 13 Janoary 2014


Asa na fifanandrifian-javatra fotsiny na misy resa-pinoana hafa toy ny hoe fitiavana teny hanakona ny isa 77 nampiasain’ny filoha Marc Ravalomanana fotsiny no nisafidianan-dRajoelina ny datin’ny 17-n’ny volana hanatanterahan-javatra nandritra izay tetezamita izay, hoy ny MCT Hilarion avy any Fianarantsoa. Araho sy diniho anie, hoy izy ê !

17 janoary 2009 : Nitokanany ny kianjan’ny demokrasia etsy Ambohijatovo.

17 martsa 2009 : Fanonganam-panjakana tetsy amin’ny Episcopat Antanimena nataon’ny miaramila nobaikoin-dRajoelina.

17 novambra 2010 : fitsapan-kevi-bahoaka ny amin’ny lalàmpanorenan’ny Repoblika faha-4.

17 septambara 2011 : fanasoniavana ny tondrozotra teny Ivato.

17 jolay 2012 : Fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina tany Seychelles.

17 novambra 2012 : Fanilihan’ny CES 2 ireo kandidà valo tsy ho mpifaninana (Lalao Ravalomanana, Ny Rado Rafalimanana, Didier Ratsiraka ...)

17 janoary 2014 : Famoahana ny vokatry ny fifidianana ho filoham-pirenena Malagasy ?

 

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT