Politique

Afo tonga ho azy Niakatra 81% be izao


  • Zoma 05 Jona 2020

Manoloana ny krizy ara-pahasalamana sy ny fikatsoan’ny sehatry ny fizahantany dia fantatra amin’ny alalan’ny sary avoakan’ny zanabolana na satelita ankehitriny fa niakatra 81%

ny tahan’ny afo tonga ho azy na “feux sauvage” any anaty ala rehetra any ary isan’izany ireo ala arovana eto Madagasikara. Io no tatitry ny eo anivon’ny ONG Fanamby, izay fikambanana manara-maso izany. Ny volana jolay moa no tena fanombohan’io afo tonga ho azy io saingy ny volana martsa kosa no nanombohany tamin’ity taona ity. Ilay olana vaovao mianjady amin’ny toekarena voalaza teo moa no antony goavana, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT