Zaranaina Christian

“Fitsaboana natoraly ihany no maha afaka tanteraka ny areti-mandazo lava”


  • Zoma 22 Desambra 2023

Ny fomba fitsaboana ny diabeta dia natoraly saingy natao maoderina,

hoy ny talen’ny ivontoeram-pikarohana Kristianina Zaranaina, Zaranaina Christian. Isany, hoy izy, ny fanodinanay izay vita avy amin’ireo kasinga natoraly na “molécule naturel” be dia be. Ny maha hafa ny fanafody vita amin’ny kasinga natoraly dia tena mahafaka tanteraka ny aretina. Raha fitsaboana tanteraka ny aretina mandazo lava tahaka ny diabeta, homamiadana, SIDA sy ny hafa maro dia efa voaporofo izao fa ny kasinga avy amin’ny zava-maniry ihany no tena maha afaka azy. Tsy mbola nitsabo diabeta nihoatra ny 4 na 5 volana izahay. Velona indray ny “Pancréas” na sarak’atin’ilay olona dia toy ireny olon-tsotra rehetra ireny izy. Miverina amin’ny toe-tenany taloha. Fitsaboana natoraly ihany no maha afaka tanteraka ny areti-mandazo lava, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT