kolontsaina

Zara revy 2023 Hizaran’i Samoela ny reviny tanaty 28 taona


  • Alatsinainy 27 Martsa 2023

Efa ho 28 taona izao I Samoela sy ny ekipany no nitondra ny valizin-dreviny nanerana an’I Madagasikara tamin’ny alalan’ireo vazo miteny be dia be noforoniny, hoy ny mpikarakara ny fitetezam-paritra “

Zara revy 2023” izay hizaran’ity mpanakanto ity ny reviny tanatin’izay 28 taona izay. Ho an’ny eto Antananarivo dia etsy amin’ny Esca Antanimena indray no fotoana ao anatin’izy ity ny tolakandron’ny alahady 2 aprily 2023 izao. Ny revin’ireo mpifankatia, ny revy miainga eny amin’ny fiarahamonina eny, ny revy politika eto amin’ny tanàna sy izay revy mety hitranga rehetra eto amin’ity Madagasikara ity no hifampizaran’I Samoela amin’izay liana amin’izany rehetra, hoy hatrany ny fanazavana. Hisy tsaky sy revy koa eny an-toerana, hoy izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT